Hita ny didy hitsivolana laharana faha 60-048 tamin'ny 22 jiona 1960 mametra ny fomba arahina eto amin'ny Ad
AI momba ny Ady amin'ny Fanjakana novàn'ny didy hitsivolana laharana faha 62-073 tamin'ny 29 septambra 1962 ;
Hita ny didy hitsivolana laharana faha 62-055 tamin'ny 20 septambra 1962 niteraka ny Fehezan-dalàna mifehy ny Ah sy ny hajia, indrindra
izay voasoratra ao amin'ny andininy faha 37 ;
Hita ny lalàna laharana faha 61-013 tamin'ny 19 jolay 1961 nanorina ny Ad Ae ary novàn'ny didy hitsivolana faha 62-091 tamin'ny 1er
oktobra 1962 sy ny lalàna laharana faha 65-016 tamin'ny 16 desambra 1965 ;
Hita ny taratasy famakian'ady napetrak'Andriamatoa RABEMAROKOTONITOMPO, Administrateur civil, miasa ao amin'ny Direction du Développement Rural
ary monina ao amin'ny lot VL 24 Ai Ag, taratasy voarakitra tao amin'ny firaiketan-draharahan'ny Ad Ae
Ac An X Ah araka ny laharana faha 118/81-Adm daty ny 11 Am 1981 ary mangataka indrindra ny fanafoanana ny
didim-pitondrana laharana faha 1431/81-FOP/AD datin'ny 6 avrily 1981 manome azy sazy faniniana sy nampahafantarina azy ny 15 mey 1981 ;
....................
Rehefa niara-nidinika araka ny lalàna ;
Ab Af B, mangataka ny hanafoanan'ny Fitsarana etoana ny didim-pitondrana laharana faha 1431-81-FOP/AD datin'ny 6
avrily 1981 izay noraisin'ny Ministry ny Asam-panjakana sy ny Asa ary mampihatra ny sazy faniniana taminy noho izy voapanga ho namilivily
volam-panjakana araka ny tatitra nataon'ny Ar mpanao fisafoana eto amin'ny Faritanin'Antananarivo tamin'ny daty 29 desambra 1979 ;
Momba ny antom-panafoanana miompana amin'ny fanalana madiodio teo amin'ny Filan-kevim-pamaizana :
Satria ny mpitory dia mihevitra fa noho ny Filan-kevim-pamaizana tsy nitana fahadisoana taminy araky ny taratasy firaiketana laharana faha
2813-Codis datin'ny 17 febroary 1981 dia tsy tokony ho nisy sazy natao taminy ;
Nefa satria ny Filan-kevim-pamaizana dia tsy natao handray fanapahan-kevitra fa hanao tolo-kevitra ihany fotsiny ; fa ny Ministry ny
Asam-panjakana irery ihany no tompon'ny fanapahan-kevitra farany ;
Koa dia tsy mitombina izany io antom-panafoanana io ;
Momba ny antom-panafoanana miompana amin'ny fanalana madiodio teo amin'ny Ad AK
Ab araka ny didy navoakan'ny Ad AG ara-toe-karena tany Antsirabe tamin'ny 29 janoary 1981 dia nafahana madiodio ny mpitory
tamin'ny fiampangana azy ho nanodikodina volam-panjakana ;
Satria io fiampangana ho nanodikodina volam-panjakana io ihany koa no nitondrana azy teo anoloan'ny Filan-kevim-pamaizana ;
Ary satria ity Filan-kevitra ity dia tsy nitazona azy ho nahavita izany heloka izany ;
Nefa kosa dia io fanodikodinana volam-panjakana io no natao ho fototry ny fanapahan-kevitra noraisina hanasaziana ny mpitory ;
Koa dia marim-pototra ny antom-panafoanana naroso ary dia tokony ho foanana noho izany ny didim-pitondrana laharana faha 1431-FOP/AD datin'ny 6
avrily 1981 noraisin'ny Ministry ny Asam-panjakana sy ny Asa ;
C AL Al AL,
Dia mandray izao fanapahan-kevitra izao :
Andininy voalohany : As Y fanapahan-kevitra voalaza eo ambony ;
Andininy faharoa : Y Ah Ap no hiantoka ny lany tamin'ny fitsarana ;
Andininy fahatelo : Ak kopia mitovy amin'ity didy ity Af AH Ao ny Asam-panjakana sy ny Asa, Ao Y Ah
A Aq, sy ny At ny Fizakan-tany, Talen'ny Foibem-pitondrana momba ny Aj AJ Y Aa X Ah ary koa
ny mpitory ;