Araky ny didy hitsivolana laharana faha 60-048 tamin'ny 22 jiona 1960 mametra ny fombafomba arahina eo anoloan'ny Fitsarana
miandraikitra ny ady ifanaovana amin'ny Fanjakana ao amin'ny Al Ab novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-073 tamin'ny 29 septambra
1962;
Araky ny andininy faha 02.02.04 ny Fehezan-dalàna momba ny hetra ary tovana amin'ny lalàna n°00.005 tamin'ny 22 desambra 1977 momba ny
teti-bolam-panjakana ho amin'ny taona 1978;
Sy ny lalàna laharana faha 61-013 tamin'ny 19 jolay 1961 nanorina ny Al Ab novàn'ny hitsivolana laharana faha 62-091 tamin'ny 1
oktobra 1962 sy ny lalàna laharana faha 65-016 tamin'ny 16 desambra 1965;
Hita ny taratasy famakiana ady napetraky ny Sendikan'ny Mpiasan'ny Bodofotsy (SMB), soloin'Andriamatoa Truong-N-Minn tena, voaray teto amin'ny
firaketandraharahan'ny Al Ab, Rantsana momba ny ady amin'ny Fanjakana, tamin'ny 20 septambra 1985 ka mangataka ny Fitsarana etoana
mba hamoana ny taratasy laharana faha 626-SPT tamin'ny 7 aogositra 1985 nataon'ny "Inspection du Travail";
AG AH Ah Ac AH Am, FISEMA, soloin'Andriamatoa TRUONG-N-MINN tena, dia mangataka ny hanafoanana ny fanapahan-kevitra
laharana faha 626-SPT/RP.1 nataon'ny "Service Provincial du Travail" tamin'ny 7 aogositra 1985;
AG lazain'ny mpitory amin'izany fa tsy mifanaraka amin'ny lalàna misy io fanapahan-kevitra io, AG milaza fa manomboka eo amin'ny OP2.B
ny "Agents de maîtres";
AG anefa rehefa jerena ny arrêté n°278-IGI tamin'ny 5 febroary 1954 dia hita ao fa manomboka eo amin'ny OP2 fotsiny ny "Agents de
Maîtrise", tsy misy fanavahana na "A" na "B"; noho izany, dia tokony ho foanana io fanapahan-kevitra torina io.
NOHO IREO ANTONY IREO,
Dia mandidy :
Andininy voalohany : Ag AH fanapahan-kevitra laharana faha 626-SPT-RP.1 tamin'ny 7 aogositra 1985;
Andininy faharoa : AH Ad Ae no handoa ny lany tamin'ny Al;l;
Ak Y AJ Aj A Z Ai ny Asa, Talen'ny Foibe-Mpitondrana momba ny Af B AH Aa C
Ad AI ny Mpitory ity didy ity;